Aody Rasoabakobako (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sahirana mafy tokoa zany foko Rasoabakobako o
Sahirana mafy tsy nilaozan-tsento izy anie tato ho ato
Nihodin-kavia, nihodin-kavanana, doubla sento
Mba toroy lalana ity zandry lahy fa ndrao bhga rendrika eto
Ka aody, ka aody, ka aody, ka aody Rasoabakobako o
Omeo fanafody, vonjeo fa manavy ity foko mikatso
Ka aody, ka aody Rasoabakobako izay mahitahita e
Fa sady miangavy tononkira.serasera.org re no mitalaho, ka iza no izy e
I Lisy ka maontina sady olon-tsotra no sarin’anjely
I Vero sariaka no tsara fanahy, manan-toetra modely
Ny mamparikoditra, samy tsy foiko anie izy roa o
Ny iray masoandro, ny iray diavolana, iza nkjkmcyy no soa o

Omeo fanafody, ity foko mikatso, ity foko mikatso
Ka aody ka aody Rasoabakobako izay mahitahita e
Fa sady miangavy re no mitalaho ka iza no izy soxcxops e

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 5674
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 13/03/2006 14:21