Alahelo (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tsitaitaikan'ny fanitso
Merik’andro harivariva o !
Mandomando koa izany tany e
Malahelo anao mafy aho izany e tononkira.serasera.org !
Ela tsy hitahita ka mahatsiaro
Embona sy ny sento mifangaro
Ditsoka ny fo ka tomany e !
Malahelo anao mafy aho izany e !
Azoko an-tsaina ny misy anao
Manofinofy anilanao
Raha lanitra mangamanga ny any e !
Ny aty anaty haizina ny tany e dtmsc !
Fikisaky ny ora mampifila e !
Tsapako ho ela nlygva be io vao dila
O ry dmbtzbp ampitso mba malakilaky e !
Malahelo anao mafy aho izany e !
Fa mba rahoviana ihany no ihaona o
Fa efa leo aho ny miandry miandry anao foana o
Misy fetrany izao fiharetako izao
Mba marina o
Koa faingana malaky ndrao adino any e
Malahelo anao mafy aho izany e
Merik’andro harivariva o !
Mandomando koa izany tany e
Malahelo anao mafy aho izany e tononkira.serasera.org !
Ela tsy hitahita ka mahatsiaro
Embona sy ny sento mifangaro
Ditsoka ny fo ka tomany e !
Malahelo anao mafy aho izany e !
Azoko an-tsaina ny misy anao
Manofinofy anilanao
Raha lanitra mangamanga ny any e !
Ny aty anaty haizina ny tany e dtmsc !
Fikisaky ny ora mampifila e !
Tsapako ho ela nlygva be io vao dila
O ry dmbtzbp ampitso mba malakilaky e !
Malahelo anao mafy aho izany e !
Fa mba rahoviana ihany no ihaona o
Fa efa leo aho ny miandry miandry anao foana o
Misy fetrany izao fiharetako izao
Mba marina o
Koa faingana malaky ndrao adino any e
Malahelo anao mafy aho izany e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 15454
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 01/09/2006 18:26
