samy tia (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
efa fantatro hatry ny ela ao antiko ao
fa misy fitiavana ho anao
notehiriko irery tsy naposako mihitsy
sao tsy ho tia anao
fa lasalasa avy eo imolotro niteny tampoka ao
hoe "tiako ianao"
ka menatra sy niodrika, nivoaka moramora
lasa aho tsy hitanao
avy eo vao tonga saina
ahy moa isika ibqjy efa mpinamana hatry ny taloha
ary efa fantatro avokoa ireo toetra bvrg ratsy
izay fanaonao tamiko
anio aho efa matotra sy hendry ka cjdjvo te hahalalanao be be kokoa
tsy mionona ho namana fa te hahita anao @ lafiny roa
raha toa ka sitrakao
handeha ho andramatsika
ny mba hiara dia aloha.
angamba aoriana mba hiteny moramora amiko ianao hoe
Tia ahy tononkira.serasera.org koa....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Eric TahinaVangy : 3307
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/09/2004 03:18