Tsy manahy lazao (Eric Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :
Tsy haiko, izay fiainanao nhqhfkqr any
Ny tiako ho fantatrao, izaho eto ihany
Miandry anao, f'ianao no toa miova hatrany
Toa miha-mangatsiaka, tsapa izany

Refrain:
Tsory amiko, lazao, mitia olon-kafa ianao
Mitempo ho roa, amin'ny hafa ny fonao
Tsory amiko, lazao, mitia ankoatra ahy ianao
Mitempo ho roa, amin'ny hafa ny fonao
Tsy manahy lazao

Couplet 2:
Ny ahy ny fo, tsy mahay miova loko
Fa vao tokana, hanjaka anao,efa anao
Dia fitia tena tokana, nefa kosa ianao
Toa niova, tsy mba ohatra ahy

Refrain:
Tsory amiko, lazao, mitia olon-kafa ianao
Mitempo ho roa, amin'ny hafa ny fonao
Tsory amiko, lazao, mitia ankoatra ahy ianao
Mitempo ho roa, amin'ny hafa ny fonao
Tsy manahy lazao

Bridge:
Ireo toetra sy fihetsika hatao
Toa miova avokoa, toa tsy ianao
Ny fiteny sy fomba fanao
Mahagaga ahy tokoa, tsy amin'ny fo
Toa terena sy volena koa...

Refrain:
Tsory amiko, lazao, mitia olon-kafa tononkira.serasera.org ianao
Mitempo ho roa, amin'ny hafa ny fonao
Tsory amiko, lazao, mitia ankoatra ahy ianao
Mitempo ho qaer roa, amin'ny hafa ny fonao
Tsy manahy lazao...

ERIC TAHINA (Titre : "Tsy manahy lazao" / Album afnjzdbq : "Soa fa teo Ianao" - 2011)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Eric Tahina
Vangy : 1194
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hagamamytahiana2023
Daty : 09/12/2023 15:48
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118