samy tia (Eric Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
efa fantatro hatry ny ela ao antiko ao
fa misy fitiavana ho snounqs anao
notehiriko irery tsy naposako mihitsy
sao tsy ho tia anao

fa lasalasa avy eo imolotro niteny tampoka drztbo ao
hoe "tiako ianao"
ka menatra sy niodrika, nivoaka moramora
lasa aho tsy hitanao

avy eo vao tonga saina
ahy moa isika efa mpinamana hatry ny taloha
ary efa fantatro avokoa ireo toetra ratsy
izay fanaonao tamiko

anio aho efa matotra sy hendry ka tononkira.serasera.org te hahalalanao be be kokoa
tsy mionona ho namana fa te hahita anao @ lafiny roa

raha toa ka sitrakao
handeha ho ypfj andramatsika
ny mba hiara dia aloha.
angamba aoriana mba hiteny moramora amiko ianao hoe
Tia ahy koa....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Eric Tahina
Visites : 3352
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 15/09/2004 03:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305