samy tia (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
efa fantatro hatry ny ela ao antiko ao
fa misy fitiavana ho ruvurgfx anao
notehiriko irery tsy naposako mihitsy
sao tsy ho tia anao
fa lasalasa avy eo imolotro niteny tampoka qoztw ao
hoe "tiako ianao"
ka menatra sy niodrika, nivoaka moramora
lasa aho tsy hitanao
avy eo vao tonga saina
ahy moa isika efa mpinamana hatry ny taloha
ary efa fantatro avokoa tononkira.serasera.org ireo toetra ratsy
izay fanaonao tamiko
anio aho efa matotra sy hendry ka te hahalalanao be be kokoa
tsy mionona ho namana fa te hahita anao @ lafiny roa
raha toa ka sitrakao
handeha ho andramatsika
ny mba hiara dia aloha.
angamba aoriana mba lawxrfsu hiteny moramora amiko ianao hoe
Tia ahy koa....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Eric TahinaVangy : 3308
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/09/2004 03:18