Mahereza (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana zany zanako no lasa vinany?
Misentosento ary misefosefo toa tononkira.serasera.org ijvw mitomany?
Ny reninao ty manantona anao mba te anontany
Fafao re ny ranomaso!
Tsy nahomby re ny fanadinana izay natao
Ka xdhkvc very hevitra i Neny amin’izao fotoana izao
Inona re no atao?
Anohy ve sa hijanona eto?
Ny fianarana dia tsy vita mora Rasombin’Aina
Ny tsy hianatra dia esory avy hatrany ialao an-tsaina!
Ny fianarana Razanako no mba tokon’aina
mianara re aza mora kivy!
Tsy vita mora anie ny fanadinana izay natao
Ny tsy fahombiazana tsy miala amin’izao fiainana izao!
Mahereza re,aza mora kivy
Zao cmduo reninao mbola eto anilanao!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Eric TahinaVisites : 3327
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rasoloarisoa Corinne
Date : 15/09/2003 12:26