You are here: home > Tononkira > Eric Tahina

Lavitra (Eric Tahina)

                               LAVITRA
1- Lavitra tsy hita
Tsy eto fa any ampita
Irery any,lavitry ny ankany
Ny ora mitanisa ireo lasa efa vita
Mangahy irery ,fitia toa tsianjery.
Any ianao izay,ry tiako lavitra
Raha manina ianao miverena indray

Rivotra mameno ireo bangtononkira.serasera.orga toa tsy fenoko_irery.

2-  Lanitra eto manga
Ny anao manoran-dava
Ny fonao mitempo
Ny ahy toa misento
Tonga ny fotoana isika toa tsy nihaona
Mitafy irery ,fitia toa tsianjery
Any ianao izay Ry tiako lavitra
Raha manina ianao miverena indray.

Lavitra tsy hita
Tsy eto fa any ampita…
…irery

Mpihira : Eric Tahina
Mpamaky : 5392
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 05/08/2002 15:23:54
ID : 860

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo