Ody fitia (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny saiko, lasa mankany aminao.
Maminavina izay mety ho pvtfftwp ataonao
Lavitry ny maso akaikin’ny foko kosa ianao
Tsy andriko intsony izay hahitako anao indray...
Na ody fitia no nety nahatonga izany
Tsy mampiova n’inon’inona
hjwej Izaho koa efa tia anao rahateo.
Na fanaingalavitra na mbola ho zavatra hafa koa
Dia tsy mampanahy ryqbyz fa vao mainka hahasoa
Ny fiarahantsika ho mafy orina tokoa
Fa tononkira.serasera.org tafaray... adalam-pitia isika roa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Eric TahinaVangy : 4702
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 25/02/2003 06:09