Ody fitia (Eric Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny saiko, lasa jnuszo mankany aminao.
Maminavina izay mety ho ataonao
Lavitry ny maso akaikin’ny foko kosa ianao
Tsy andriko intsony izay hahitako anao indray...

    Na ody fitia no nety nahatonga izany
    Tsy mampiova n’inon’inona
    Izaho ivju koa efa tia anao rahateo.

Na ecyugdiu fanaingalavitra na mbola tononkira.serasera.org ho zavatra hafa koa
Dia tsy mampanahy fa vao mainka hahasoa
Ny fiarahantsika ho mafy orina tokoa
Fa tafaray... adalam-pitia isika roa.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Eric Tahina
Hits : 4703
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 25/02/2003 06:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299