Ody fitia (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny saiko, lasa tononkira.serasera.org mankany aminao.
Maminavina izay mety ho ataonao
Lavitry ny maso akaikin’ny foko kosa ianao
Tsy andriko intsony izay hahitako anao indray...
Na ody fitia no nety nahatonga izany
lrmgd Tsy mampiova n’inon’inona
Izaho koa efa tia anao rahateo.
Na fanaingalavitra na mbola ho ambtkeu zavatra hafa koa
Dia tsy mampanahy fa vao mainka hahasoa
Ny fiarahantsika ho mafy mwqvr orina tokoa
Fa tafaray... adalam-pitia isika roa.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Eric TahinaVisites : 4701
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 25/02/2003 06:09