moramora (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moramora malaky ry aina
Etsy ianao sombinaina
Raiso rlsdlfb ny tanako avia eh!
Aroso ny dia
Sarotsarotra ihany ny ady
velonaina tsy ftgnx maintsy mitady
Iray zotra ny lalana iraisana
Hanazava ialana lmocu tononkira.serasera.org amin’ny hazina
Miaka-midina tsy tana
Moramora sao malama
Enjin-dava ho aiza ianao
Ny tazako tsy hitanao
Etsy ianao sombinaina
Raiso rlsdlfb ny tanako avia eh!
Aroso ny dia
Sarotsarotra ihany ny ady
velonaina tsy ftgnx maintsy mitady
Iray zotra ny lalana iraisana
Hanazava ialana lmocu tononkira.serasera.org amin’ny hazina
Miaka-midina tsy tana
Moramora sao malama
Enjin-dava ho aiza ianao
Ny tazako tsy hitanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Eric TahinaVangy : 3170
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/09/2002 14:34
