moramora (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zeyxps Moramora malaky ry aina
Etsy ianao tononkira.serasera.org sombinaina
Raiso ny tanako avia eh!
Aroso ny dia
Sarotsarotra ihany ny ady tlfyqtsw
velonaina tsy maintsy mitady
Iray zotra ny lalana iraisana
Hanazava ialana amin’ny hazina
zskmkile Miaka-midina tsy tana
Moramora sao malama
Enjin-dava ho aiza ianao
Ny tazako tsy hitanao
Etsy ianao tononkira.serasera.org sombinaina
Raiso ny tanako avia eh!
Aroso ny dia
Sarotsarotra ihany ny ady tlfyqtsw
velonaina tsy maintsy mitady
Iray zotra ny lalana iraisana
Hanazava ialana amin’ny hazina
zskmkile Miaka-midina tsy tana
Moramora sao malama
Enjin-dava ho aiza ianao
Ny tazako tsy hitanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Eric TahinaVisites : 3171
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 12/09/2002 14:34
