moramora (Eric Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moramora malaky ry aina
Etsy ianao sombinaina
Raiso ny tanako avia eh!
Aroso ny dia
Sarotsarotra ihany ny fixq ady
velonaina tsy maintsy mitady
Iray zotra ny lalana iraisana
Hanazava ialana xupzb amin’ny hazina
Miaka-midina tsy tana
Moramora tononkira.serasera.org sao malama
Enjin-dava ho aiza ianao
fkxf Ny tazako tsy hitanao
Etsy ianao sombinaina
Raiso ny tanako avia eh!
Aroso ny dia
Sarotsarotra ihany ny fixq ady
velonaina tsy maintsy mitady
Iray zotra ny lalana iraisana
Hanazava ialana xupzb amin’ny hazina
Miaka-midina tsy tana
Moramora tononkira.serasera.org sao malama
Enjin-dava ho aiza ianao
fkxf Ny tazako tsy hitanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Eric TahinaHits : 3172
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 12/09/2002 14:34
