Ampy ahy (Edena Vaovao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo malala o! Maniry anao fatratra aho
Mangetaheta anao,ny fo sy saina fanahy
Mba faniriako tokoa,izany hoe
Ny foko hmizf sy ny fonao hitempo iray
2. Tompo malala tononkira.serasera.org o! Ampitoero amiko
Ilay fanahinao hitondra fiainam-baovao
Iriako koa re jeso raha sitrakao
Hampanjakao am-poko ao ny teninao
Ampy ahy jesosy o! Ny manana anao
Ampy fsra ahy dia ampy ahy ny fitiavanao
Ka na tsy mendrika anao ztfxfw aza aho
Dia novidianao tamin'ny ranao...
Mangetaheta anao,ny fo sy saina fanahy
Mba faniriako tokoa,izany hoe
Ny foko hmizf sy ny fonao hitempo iray
2. Tompo malala tononkira.serasera.org o! Ampitoero amiko
Ilay fanahinao hitondra fiainam-baovao
Iriako koa re jeso raha sitrakao
Hampanjakao am-poko ao ny teninao
Ampy ahy jesosy o! Ny manana anao
Ampy fsra ahy dia ampy ahy ny fitiavanao
Ka na tsy mendrika anao ztfxfw aza aho
Dia novidianao tamin'ny ranao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Edena VaovaoVangy : 1953
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : phy_ayna
Daty : 11/09/2018 17:23
