Ampy ahy (Edena Vaovao)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tononkira.serasera.org Tompo malala o! Maniry anao fatratra aho
Mangetaheta anao,ny fo sy saina fanahy
Mba faniriako tokoa,izany rtfzdw hoe
Ny foko gmluqc sy ny fonao hitempo iray

2. Tompo malala o! Ampitoero amiko
Ilay fanahinao hitondra fiainam-baovao
Iriako koa re jeso raha sitrakao
Hampanjakao am-poko ao ny teninao
Ampy ahy jesosy o! Ny manana anao
Ampy ahy dia ampy ahy ptgvgmqn ny fitiavanao
Ka na tsy mendrika anao aza aho
Dia novidianao tamin'ny ranao...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Edena Vaovao
Visites : 2019
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : phy_ayna
Date : 11/09/2018 17:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1859