Ambany Elatrao (Edena Vaovao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ambany elatrao no fialofako
Ry tompoko lalog izay tsy mba manan-tsahala oh
Na dia mitopatopa ny onja mahery
Tsy hatahotra lmfaj aho fa manan-kialofana
Ref ; Ambany elatrao no fialofako
Aroko sy manda fiarovako
Na dia mitopatopa ny onja mahery
Tsy hatahotra aho fa manan-kialofana
2. Miseho avokoa filana marobe
Ny masoko,ny saiko mila ho babo
Fa he ny elatrao mamefy tsy ho any
Ka tsapako hdpspyno mitondra tononkira.serasera.org fiadanana
Ry tompoko lalog izay tsy mba manan-tsahala oh
Na dia mitopatopa ny onja mahery
Tsy hatahotra lmfaj aho fa manan-kialofana
Ref ; Ambany elatrao no fialofako
Aroko sy manda fiarovako
Na dia mitopatopa ny onja mahery
Tsy hatahotra aho fa manan-kialofana
2. Miseho avokoa filana marobe
Ny masoko,ny saiko mila ho babo
Fa he ny elatrao mamefy tsy ho any
Ka tsapako hdpspyno mitondra tononkira.serasera.org fiadanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Edena VaovaoVangy : 3119
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : phy_ayna
Daty : 11/09/2018 17:22
