Mahereza (Edena Vaovao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny wjsr fiainana eto e
Tsy ilaozan-tsento. manjombon-dava satria
Be fahoriana e
Sy fijaliana manjaka ny haratsiana
(duo) mahereza foana ianao aza kivy mitraka
F'indray andro any tsy maintsy ho avy 'lay maraina vao
Hitondra tsiky sy fifaliana irfby lavitry ny hakiviana
(choeur) Mahereza foana ianao aza kivy mitraka
Jesosy anie ka manome tononkira.serasera.org toky hoe 'zaho homba anao
Aza manahy fa izy tsy ahafoy e! Sanatria tsy mba zgqh mandao
2. Vavaka ihany e
Vavaka hatrany no aoka ho fiainanao
Dia matokia fa izay miseho dia mahasoa ka ekeo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Edena VaovaoVangy : 1885
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : phy_ayna
Daty : 11/09/2018 17:22