Ampy ahy (Edena Vaovao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tompo malala o! Maniry anao fatratra aho
Mangetaheta anao,ny fo sy saina fanahy
Mba faniriako tokoa,izany hoe
Ny foko sy ny fonao hitempo iray
2. Tompo malala o! nlky Ampitoero amiko
Ilay fanahinao hitondra fiainam-baovao
Iriako koa re jeso raha sitrakao
Hampanjakao am-poko ao tononkira.serasera.org ny yeltonu teninao
Ampy ahy jesosy o! Ny manana anao
Ampy ahy dia ampy ahy ny fitiavanao
Ka na tsy mendrika auolpy anao aza aho
Dia novidianao tamin'ny ranao...
Mangetaheta anao,ny fo sy saina fanahy
Mba faniriako tokoa,izany hoe
Ny foko sy ny fonao hitempo iray
2. Tompo malala o! nlky Ampitoero amiko
Ilay fanahinao hitondra fiainam-baovao
Iriako koa re jeso raha sitrakao
Hampanjakao am-poko ao tononkira.serasera.org ny yeltonu teninao
Ampy ahy jesosy o! Ny manana anao
Ampy ahy dia ampy ahy ny fitiavanao
Ka na tsy mendrika auolpy anao aza aho
Dia novidianao tamin'ny ranao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Edena VaovaoHits : 1954
Likes : 0 Like
Created by : phy_ayna
Date : 11/09/2018 17:23
