Majestic (Doublenn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Majestic!olety e!
Avalao hiditra ambovon?là ny hazavana
Avelao oa hiditra ao ambovon?là ny hazavana
Majestic
Zah le cerise ambonina mofo mamy
Le kintana ambonina hazo noely
Le diamondra tsara hafina any ambanin?ny tany
Le auréole ambony lohan?anjely
De hipetrahako ny seza fiandrihanana
Misy soratra HH ny satroboninahitra
Ny rap gasy aty tsy ampy hinanana
De bataiko daoly ny omby mifahitra
„zay tsika mtsamy hatram?zay vao nanao duo
Norme ny zikô rehetra ra m?pasy
Tsy kobon?ny kil à hoe ny lokon?ny rà-ko fluo
Nefa ny koziko mazava ohatran?ny an?elah raPsykopasy
Ntaolo loatra ny feeling raha atao poésie
Fa aleo tonga de pôtena mafy ny beat
Bonetra goavana ataoko prophetie
Iny mahamay ohatran?ny kozin?I Master heat
Ny muse ny à naprevy trop be loatra
Fenoko soratra ny ram-na- rotatrim
Alchimiste-na-kôzy tsara voatra
Avy eto Iarivo no havoakako ny Malagasy dream
Na mianjera aza à mandresy ohatran-draBildozera
De asiko peta-tondro ny planeta tany
Amin?ny hardcore reven?là efa en mode expert
Ny univers iray manontolo ataoko tokotany
De ho alaina amin?ny ovni à ohatran-draPaul
De hiala amin?ny tany à hiverina any amin?ny vaisseaux mère
Anaty pépite-ana ngenjy à no manao crawl
Mitety univers anaty kozy tera tera
Ny zone 66 tsy tazan?ny satellite pléiade
Voambolana am?analina lasa lavitrisa
Matso-na kozy manindry ny an?ny l?illiade
Vao miala any à d? efa miravina ny disadisa
Olety e! za le Doubl?e?nn!olety e !lery le Psykopasy
Majestic mahavita magie refa omena pen?
Ao amin?ny tontolon?ny HH avy oa kobona ze ray midasy
Tsy extra terrestre à fa terrestre extra
Maita kozy oe ny kintana eo alohako no miankohoka
Za sy ny hip hop efa vita ela ny fato-drà
Tsisy lalana fa vao teraka ny rima ray de mitondra vohoka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Doublenn
Vangy : 341
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tjnoelson
Daty : 19/03/2023 05:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726