Avy lavitra ft kaysah (Doublenn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy lavitra satria,
Niainga tanaty big bang teny am?sisin?ny univera
Teraka teo ny voie lactée sy ny système solaire
Sela ray teny anivon?ny Gondwana
Nanomboka teo Gasikara no lasa Lémuria
Niainga autralopithèque, niaing?à homo habilis
Homo ergaster, homo erectus (peace)
Kofan?ny neandertal, homo sapiens sapiens
De nitety ny vanim-potoanan?ny tantara vtral de poins
Fa niditra ny vanim-potoana moderna
De nandalovan?ny fanandevozana teto Imerina
Ady lehibe voalohany, ady lehibe faharoa
Efa nalain?ny mpanorina daholo ny tombotsoa
72, tolon?ny mpianatra teny am?Anjery manontolo
77 tsy sperm tsony à fa efa vatana manontolo
Kofa kely, kofan?ny lalana tonga ande amono lolo
Miala any à ande ametraka ny peta-tondroko eny am?tontolo
Amiko ny laza zama à, tsy firehitra afo mololo
Ref:
Avy any lavitra any, andeh? ilalao ny tany
Ny ambany tany andeh?ilalao ny tany
17 taona à tam?zay, nahita an-dRaShowa sy EDB
Nanoratra rap teny ambony dablio nanombola teo VIP
Kasdedaka tsy nijanona teny am?doggystyle
Tafaresaka tam RaX-tah voalohany hoe itondra style hafa
96, studaka voalohany nada “nisy izany rehetra izany”
Nanao up the rap, tsy hita tableau fa trop ambany tany
Avy eo Rayz nampian-dRaDoubl?Af? niforona teo ny K?VA M?DONA
Nakobo an?I Messi sy Rains de niforona koa Bogota, niroana
anaty kozy hoe Alien sy baravy isaky ny andalana
lasa nisy akama bobaka nanampy ny laharana
henoy ilay vazo hoe: “antsika izao tontolo izao” fa ireny zay retraretra
nanomboka tam?PV nasesiko ny Album tsisy fetra
saika tsisy tsy naira-niasa tamiko na old na new school
za hip hop de tohizako foana ny tolona
anaty rap za lasa zoky ol? tompon?ny inspi ho azy
isaky ny kôzy lasa style brakazy de tsisy n?rateko ny ôkazy
ref
2012, mbola m?rôzy anaty démosy
anaty rapy hotran?ny am?fiainana mbola mandeh? ambony karpetra mena
ny litera sy ny hip hop ny à no ataoko Cosmos
Gasikara sy ny tastara nataoko sahan?ny Edena
Serieu fa tsy azon?ny tsain mintsy le hoe: polyfidélité
De za ndray no hôtran?ny hoe mpilalao fitia sy mamba pôté
Tsy vitan?ny hoe artista de ny bokin-dRa-Wattles no nataoko baiboly
Za baibla, esory any ny tanana fa za tsy misy devoly
Asiko fahefana isaky ny kozy mipetraka
Asiko paradisa any amin?ny afo be hoan?zay valaka sy ketraka
Ande apetraka am?toerana misy azy Gasikara
Mila compas à, mila équerre fa tsy ampy à ny tastara
Za mpamorona, mpanorina de tsy mila compety
Vitako izay tokony ataoko, za tsy mila marionety
Avy lavitra à, ande ampiaiky an?zao tontolo zao
Rah tsy avotr?élà ty ny mic de asivo kalitao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Doublenn
Vangy : 392
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tjnoelson
Daty : 19/03/2023 06:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7495