You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Doublenn

1461

Nampiditra : ikalamako
Tamin'ny : 11/09/2014 18:47:04

Mombamomba :
Johanès Patrick. Tamin'ny taona 1996 no nanombohany ny mozika rap efa teny amin'ny dabiliontsekoly fa teny amin'ny anjerimanontolo vao tena nifototra tanteraka tamin'ny mozika izy ireo.
Tanatin'ny fianakaviamben'ny Bogota izy : Bonetra Goavan'ny Tany
Tsara ny manamarika fa tsy i Johanès irery no anatin'ny Doubl'enn na dia izy aza no tazantsika matetika fa maro ihany ireo namana ao aorianany.

Hametraka hevitra

Midira aloha