SERA AMIN'NY FIAINANA MANARAKA (Doublenn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sera amin'ny fiainana manaraka
Elà!zà ihany!
2012 eto Iarivo,
14 febroary 2012 eto Iarivo,
any ivelany any m?fofofofo ny rivodoza Giovanah
de aleko maka tastara sy pen de manoratra hoan 'lah!
Tsy haiko hoe any am? arivo taona faha firy any ny misy à!
am'zao vanin?andro misy à 'zao mantsy,
tsy maintsy alaiko ny hadiry de mikiry à,
de na misy m?kôzy à hoe tonga ny farandro amin'ny 21 desambra,
maniry à hisoratra eny amin'ny tantara,
de 'zay aglady nananana no adiridiry,
mba te hahafantatra à hoe ahoana ny amin'ny vanimpotoana misy an?lah any.
Veloma any amin'ny Rashowa any,
aza miova fa ny aglady katsaho hatrany,
m?janona foana ambony ambadika, apreveo ny ambany tany,
manaova art,ny à 'ty ataoko 'ty 'zao no atsoina hoe Rap,
hikôziko an?ze tiko kôzina,
mety vôkôzy à oe mitapy fa nataoko foana efa maherin?ny folo taona
izao.
Otran?le rivodoza ao ivelany ao alefako hotran?ny loza m?tatao
tsy kolera gasigasy fa koleran?ny lalana ataoko kalitao,
am? 'zao efa niova,efa mandroso ny taona,tsy m?brotsaka 'tsony fa efa
m?palitao, fa ny fakana inspi sy ny fidirana studaka mbola ataoko fanao,
te anova ny hoavin?izao tontolo 'zao à
de naka équerre de naka compas
de natsangako ny tafo, zay vao ny fototra.
Raha ny vazo tsy poainsa, eny am? tambazotra-tserasera, aty tototra!
ny lalana ny à no vaisseaux mère, ?
norma à rah ts? rototra, raha sendra “explicite”à
anaty rap tsy vototra.
De….. azafady fa tapaka kely ny lesy inspi teo a!!!!
nisy zavatra tsy maintsy natao kely,
fa ozy à hoe aleo tohizako afaka efatra andro eo angambany de…
mbola be ny atao e!
Androany 18 febroary,
izay ndray à vao nandray pen!
bobaka ny zavatra nitranga tao anatin?ny efatra andro bain!
Tao anatin? izay lesy poains tafiditra anaty “ pyramide” tsy vita
!tafiditra lalina ko anaty mozika,
nefa tsy mahay glita ôtrany hoe “insolite”,
fa reveko ny tontolo hoe asina lavotondro,
tsy maintsy zaraina ny hazavana fa be loatra ny pondro,
de 'ndraindray à l?ty m?kôzy mora nefa midona hoatran tafondro
de nataoko manindry hatramin?ny sariko anaty karapanondro,
ataovy lesy ze ahazona fahaizana sy ny harena a!
apesao ny lalan?ny “attraction”, apesao ny fahendrena,
aza mitady lavitra fa eto an-tany iany ny sahan?ny edena,
n?in n?in vanimpotoana misy anlà de mila ciblena
hoe mitondra olona fa tsy hoetin?ny olona,
ilaina ny mahaleo tena, aza miankin-doha
de ataovy samy mahazo daôly rehefa manao fifanekena.
De tapaka indray iny teo a!faa…..
tohizana am? fotoana manaraka.ok!
22 febroary am? 11 sy sasany alina mbola aty am? studio,
efa vita teo ny prise-ko fa manoratra kely à aloha mitady St Graàl
Anaty rafal-na zikô misy tsindry “subliminal”,
maka fo à satri?ny fakana kil aty “canal trop”,
so ihany lesy fa manana ralah bobaka,
misy ny hita maso misy ny tsy hita maso, ?
amin'ny?zao tsy afaka m?glôbaka tsony fa lobaka de kravaty de palitao
nefa anaty inspi malaso!
Kelikely zay fotsiny iny ny vita a! faa……
fa tsy maintsy ande nody teo de ozy à aleo tohizana radem.
23 febroary ato anaty fivorina anatsarana ny hoavin?ny gasy
'zah te hanatsara an? ity rap 'ty anaty pasy.
tsy m?rap ny fiainana à fa manome fiainana ny rap eto amin'ny “mic”
satri? na omeko kôzy m?lay aza, misy foana ny tsy miaiky.
izao fotsiny lesy a! ataovy ze hahatonga ny fiainanlà ho favy
kôziko an?lah fa reveo m?lay iz fa aza de trop matoky vehivavy,
sûr à fa ny fikany mitovy foana na any na aty,
mitsanagana fotsiny eo am? tafon?izao tontolo izao de avy eny m?pipy!!!!?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Doublenn
Vangy : 407
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tjnoelson
Daty : 19/03/2023 05:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733