Fiainana farany (Doublenn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza m?zah nanome tsiny sy izy tsy nahay namindra ary no
nahazo tombotsoa tamin?ny sary tao am-po tao anaty filazana manjo.
26 febroary androany, heritaona sahady izay ialahy no nandao ny tany!
ery am? pilpitra ery ny vadin?lah sy ny bôfin?lah miantsa tononkalo,
tohina ny fo satry tsy tokony hisy ny andro toy ny androany!
Hoatran?dry zareo ihany à ny na tsy teo an?lah?, iny tsy voatakalo.
Na de fiainana farany aza sûr-à fa iny midika fanombohana,
azafady fa tsy de niombom-bavaka à, fa kosa niombona an-tsoratra.
Fatsiharovana nangoningonina mba ho tsy ho lasa tapa-porohana
ny fery any ampon?izay miangona rehetra ato
tsy mety ho lasa holatra,
trop be ny miheritreritra hoe mitohy ny fiainana nefa elah tsy eto an-tany,
araka ny kôzitsika tam?zany hoe misy izany rehetra izany (tsiky sy tomany)
Mazava ato am? ity trano vato? ty nefa fa misy haizina mitaratra,
heritaona izay le feon-dakolosy tokana nahavaky fo nefa tsy nahavaky fitaratra.
Manotrona ny fianakam?s an?lah androany zao „zah sy Ra-Kook sy ny kôfan?ny
bôgôta, anniverseran „lah izao radem de ikôzy à hoe: Toast ho an-dra Showa,
satri zay no niseho raha tsy eo ialahy rahalahy
m? bitsbitsika amko Rakook hoe: mie-salope-lty ty tany ty e! fa ts? quoi!!!!
Refa misefosefo iny ny fo de izay no soratana ambony tasitara,
mitomany ny masoandro satria misy taratra tsy eo intsony,
izay mitranga ve no tokony hitranga sa „zah tsy mino ny lahatra sy anjara,
hoatrany hoe ny planeta tany mihintsy no nijanona ny fony.
miala sasatra ny fanahan?lah sa efa lasa any am? toerana sy fotoana hafa!
Trop be fa tsy tafa,
tsy ho voafeno mihintsy ny banga,
soa fa ny inspi napetrak?elah tsy ho voafafa,
vazon?ny zanak?i toi tao ampiangonana: lanitra mangamanga,
takonan?irony rahona;
norma raha milatsaka ny orana anakona ny ranomaso rehetra mitete eny
am?tava.
Clipn?ny mpandresy ambony mpandresy,
elah „lay mpitsara, natao famontorana,
fahatsiarovana reny ary mandrakizay reny tsy ho rava,
ny diavola-ko lava, ny lalao lesy mbola ho ela!
nananan?lah le fo sahy maty ho an?ny Havana, sisa tavela,
tsy mbola nifapaka “L” tsika
de tsy ilaina ny mifamela,
ny fiainana fanorona,
m?lay fa tsy nohoanintsika ny vela.
Ref: nisitaka ilay maminay nolalainay,
soa fa namela tantara nentinay lavitra ambara a!!!
tsy mora ny, ny hoe mifandao, fa mino foana anie zahay
f? ianao anilanay mandrakizay
de nitomany nagaina a a aa!
ireto havana sy akama fa nandao ny Tanana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Doublenn
Vangy : 438
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tjnoelson
Daty : 19/03/2023 05:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725