Tsy irery ianao (Dillie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tsy irery ianao raha any alavitra any
tsy oydqenej irery ianao fa mbola misy olona
mahatsiahy anao isan’andro
mahatsiaro foana ny endrikao
manisa lava ny andro
mba hihaona indray aminao
REF: tsy irery ianao f’aza mitomany
o o o tsy irery ianao dugi f’izaho mbola eto ihany
Tsy ela toy izany izay teny hafatsika
ka ny elanelana tsy hanova ny foko efa
miaro anao isan’andro
mbola miaro anao amin’ny ankaso
hanome ny masoandro
mba tsy hanariany izay lavitry ny maso
ka mino aho na ho ela aza hahita anao (x2)
REF:.........
fa mino a na ho ela qbnlwz aza ahita anao (x2)

--------
Rohy: