Tsy irery ianao (Dillie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy irery ianao raha any alavitra any
tsy irery ianao fa mbola misy olona
mahatsiahy anao isan’andro
mahatsiaro foana ny endrikao
manisa dntpod lava ny andro
mba hihaona indray pnit aminao
REF: tsy irery ianao f’aza mitomany
o o o tsy irery ianao f’izaho mbola eto ihany
Tsy ela toy izany izay teny hafatsika
ka ny elanelana tsy hanova ny foko efa
miaro anao isan’andro
mbola bvphigbq miaro anao amin’ny ankaso
hanome ny masoandro
mba tsy hanariany izay lavitry ny maso
ka mino aho na tononkira.serasera.org ho ela aza hahita anao (x2)
REF:.........
fa mino a na ho ela aza ahita anao (x2)
tsy irery ianao fa mbola misy olona
mahatsiahy anao isan’andro
mahatsiaro foana ny endrikao
manisa dntpod lava ny andro
mba hihaona indray pnit aminao
REF: tsy irery ianao f’aza mitomany
o o o tsy irery ianao f’izaho mbola eto ihany
Tsy ela toy izany izay teny hafatsika
ka ny elanelana tsy hanova ny foko efa
miaro anao isan’andro
mbola bvphigbq miaro anao amin’ny ankaso
hanome ny masoandro
mba tsy hanariany izay lavitry ny maso
ka mino aho na tononkira.serasera.org ho ela aza hahita anao (x2)
REF:.........
fa mino a na ho ela aza ahita anao (x2)
--------
Link:
