You are here: home > Tononkira > Dillie

Tsy mitana izay tsy tamana (Dillie)

https://tononkira.serasera.org/hira/dillie/tsy-mitana-izay-tsy-tamana

Tsy mitana izay tsy tamana
Tsy mitana izay tsy tafandry
Tsy miantso izay tsy tana
Lasa izay tsy mahandry

Avy hatrany dia mandeha
F'izaho tsy hiandry an'iza
Misaina f'efa lehibe
F"izao akory tsy iza

Ô ry neny an.. na na na na
Toa mila vanina ny anao
Ô ô

Angolainy aho, iangaliany aho
Zay ttononkira.serasera.orgeny mety handroboka
Angolainy aho, iangaliany aho
F"izaho tsy ho roboka

Fa voin-kazo tsy voankazo
Tsy malazo tsy mora azo
Tsy sakafo na hanim-pý
'Zay tsy tia dia tsy tia

Avy hatrany dia mandeha
F'izaho tsy hiandry an'iza
Misaina f'efa lehibe
F'izaho akory tsy iza

Ô ry neny na na na na
Toa mila vanina ny anao
Ô ô

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Dillie
Mpamaky : 205
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 29/01/2021 19:57:46
ID : 13341

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo