Tsy irery ianao (Dillie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy irery ianao xeyxfd raha any alavitra any
tsy irery ianao fa mbola misy olona
mahatsiahy anao isan’andro
mahatsiaro foana ny endrikao
manisa lava ny andro
mba hihaona indray oekpgd aminao
REF: tsy irery ianao f’aza whmaizz mitomany
o o o tsy irery ianao f’izaho mbola eto ihany
Tsy ela toy tononkira.serasera.org izany izay teny hafatsika
ka ny elanelana tsy hanova ny foko efa
miaro anao isan’andro
mbola miaro anao amin’ny ankaso
hanome ny masoandro
mba tsy hanariany izay lavitry ny maso
ka mino aho na ho ela aza hahita anao (x2)
REF:.........
fa mino a na ho ela aza ahita anao (x2)

--------
Lien: