You are here: home > Tononkira > Dillie

Hirahirantsika (Dillie)

https://tononkira.serasera.org/hira/dillie/hirahirantsika

Ref:
Raha handeha ianao
Hanalavitra anay
Hisara toerana indray
Hadinoy ny alahelo
Ny hirahirantsika
Iray takariva izay
Ka raha manina ianao
Izay no hira hirao

1
Fa raha ho any ary ianao izahay aty koa mahatsiaro
Fa ho eo akaikinao mandrTsiky dia ampyakariva
Raha malahelo ianao, raha mahatsiaro ianao
Aza adinoina ilay hira, hirahirantsika

2
Fa izay namanao any toy ny aty koa ahatsiaro
Mbola hiverina ianao ka hanalavitra azy ireo
Rehefa tonga eo akaikinay hiara-hira indray
Efa natao ho antsika izay hira izay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Dillie
Mpamaky : 1836
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : blahblah
Tamin'ny : 24/09/2013 22:19:36
ID : 6371

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo