Mandehana (Dillie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ho taona maro izay no niandrasako anao
Efa ela ihany kavnrki izay fa toa tsy nampiraika anao
Hany hery tononkira.serasera.org azo hatao dia ny mandao anao

Nanantena valiny aho
Tsy taratasy nalefanao
Dia ho sahinao sahady ve
Ny hanadino ahy
Dia noravanao
Ireo toky maro nomenao ahy
Noravanao
Fa tsy ho ahy intsony ianao

Hany hery stkaammj azo atao dia ny mitso-drano anao
Tsy hanantena anao intsony nckdax hanadino tsotra izao
Mandehana lasa ianao raha izay no sitrakao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Dillie
Visites : 13956
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 04/09/2002 14:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6283