RAHA MBOLA HIVERINA (Dillie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy aleo ve mijanona eto irery
Raha vetivety ianao mankany
Ny fotoana koa tsy ho mexgemeu very
Handrasako ihany ianao avy any

Fa raha ela loatra izaho tsy mahandry
Tonga dia lasa aho tsy ho hitanao
Fa raha ela loatra sao dia tsy ho tanty
Ka tsy ho hitako eo indray izay hatao

Faingana re raha ho avy ihany ianao
Aza ela fa manam-petra ny fotoana tononkira.serasera.org iandrasako anao
Faingana re rqax raha ho tonga ihany ianao
Aza ilaozanao milalao raha mbola hiverina aty

Izaho akory tsy hoe hanadino
Na dia lavitra aza ny kjeggg halehanao
Raha tsy ela ianao izaho mino
Fa mbola hiaraka hilalao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dillie
Vangy : 11775
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 04/09/2002 14:21
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114