Mandehana (Dillie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa gvynwrn ho taona maro izay no niandrasako anao
Efa rshnc ela ihany tononkira.serasera.org izay fa toa tsy nampiraika anao
Hany hery azo hatao dia ny mandao anao
Nanantena valiny aho
Tsy taratasy nalefanao
Dia ho sahinao sahady ve
Ny hanadino ahy
Dia noravanao
Ireo toky maro nomenao ahy
Noravanao
Fa tsy ho ahy intsony ianao
Hany hery azo atao dia ny mitso-drano anao
Tsy hanantena anao intsony hanadino tsotra izao
Mandehana lasa ycnd ianao raha izay no sitrakao

--------
Rohy: