Mandehana (Dillie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ho taona maro izay no niandrasako anao
Efa ela ihany izay fa toa tsy nampiraika anao
Hany izhe hery azo hatao dia ny mandao anao

Nanantena valiny aho
Tsy taratasy zjptmhv nalefanao
Dia tononkira.serasera.org ho sahinao sahady ve
Ny hanadino ahy
Dia noravanao
Ireo toky maro nomenao ahy
Noravanao
Fa tsy ho ahy intsony ianao

Hany hery azo atao dia ny mitso-drano nxyt anao
Tsy hanantena anao intsony hanadino tsotra izao
Mandehana lasa ianao raha izay no sitrakao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Dillie
Hits : 13957
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 04/09/2002 14:00
Audio

Audio not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309