You are here: home > Tononkira > Dillie

Tsy irery ianao (Dillie)

Tsy irery ianao raha any alavitra any
tsy irery ianao fa mbola misy olona
mahatsiahy anao isan’andro
mahatsiaro foana ny endrikao
manisa lava ny andro
mba hihaona indray aminao

REF: tsy irery ianao f’aza mitomany
        o o o tsy irery ianao f’izaho mbola eto ihany
tononkira.serasera.org

Tsy ela toy izany izay teny hafatsika
ka ny elanelana tsy hanova ny foko efa
miaro anao isan’andro
mbola miaro anao amin’ny ankaso
hanome ny masoandro
mba tsy hanariany izay lavitry ny maso

ka mino aho na ho ela aza hahita anao (x2)

REF:.........

fa mino a na ho ela aza ahita anao (x2)

Mpihira : Dillie
Mpamaky : 11926
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 24/05/2007 01:00:26
ID : 4437

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo