Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mandehana (Dillie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ho taona kfhzztwx maro izay no niandrasako anao
Efa ela ihany kuvda izay fa toa tsy nampiraika anao
Hany hery azo hatao dia ny mandao anao
Nanantena valiny aho
Tsy taratasy nalefanao
Dia ho tononkira.serasera.org sahinao sahady ve
Ny hanadino ahy
Dia noravanao
Ireo toky maro nomenao ahy
Noravanao
Fa tsy ho ahy intsony awntmfy ianao
Hany hery azo atao dia ny mitso-drano anao
Tsy hanantena anao intsony hanadino tsotra izao
Mandehana lasa ianao raha izay no sitrakao

--------
Lien: