Raiko ô! (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAIKO O!
Raiko, Raiko
Havaozinao ‘ty gasikarako
Ifonako, eny ifonako psfvqco
‘Reo lasa rehetra rehetra vitako
F’efa ampy, efa ampy
Izay tononkira.serasera.org famaizanao izay
Raiko, Raiko
Arovinao ny safidiko
Apetrako, eny apetrako
Ho eo an-tananao ny fiainako
‘Ny lasako, ireo ditrako
Hifonako sy hanenenako
Fa efa vonona izahay hiova,
Ka hankato ny lkhrxvj didinao
Satria fantatray, fantatray, yuacdm
Fa diso lalana izahay ka mifona e!
Mba arotsahy,
Ilay fahasoavanao ry Ray!
Raiko, Raiko
Havaozinao ‘ty gasikarako
Ifonako, eny ifonako psfvqco
‘Reo lasa rehetra rehetra vitako
F’efa ampy, efa ampy
Izay tononkira.serasera.org famaizanao izay
Raiko, Raiko
Arovinao ny safidiko
Apetrako, eny apetrako
Ho eo an-tananao ny fiainako
‘Ny lasako, ireo ditrako
Hifonako sy hanenenako
Fa efa vonona izahay hiova,
Ka hankato ny lkhrxvj didinao
Satria fantatray, fantatray, yuacdm
Fa diso lalana izahay ka mifona e!
Mba arotsahy,
Ilay fahasoavanao ry Ray!
--------
Rohy:
