Dada sy Neny (DIDY Alfa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hajaiko, lalaiko
I Dada sy neny
Fa niaritra ny mafy noho ny amiko .

Niondanako raha reraka,
Nitaraiko raha ketraka,
Nifola- damosina,
Niankin- drindrina irery,
Tsy nahatsiaro vizana,
Tsy nitarain- tana- miepaka
Fa niaritra ny mafy,
Satria tia an- janany,
Tsy nahatsiaro vizana,
Tsy nitarain- tana- miepaka
Fa niaritra ny mafy,
Satria tia .

Hajaiko, lalaiko
I Dada sy Neny,
Fa niaritra tononkira.serasera.org ny mafy noho ny amiko

Fa niahy izany xavivtom qoorz fiainako,
Sy niafy hahavelomako,
Nandany ny harenany,
Hisondrotan’ ity zanany
Tsy nahatsiaro vizana,
Tsy nitarain- tana- miepaka,
Fa niaritra ny mafy,
Satria tia an- janany,
Tsy nahatsiaro vizana,
Tsy nitarain- tana- miepaka,
Fa rmpfvs niaritra ny mafy,
Satria tia .

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : DIDY Alfa
Vangy : 4270
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rina
Daty : 30/04/2004 06:27
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116