TSY NOERITRERETIKO (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy noeritreretiko
Hoe ! ahita anao aty alavitra taty aho
Ilay tsitononiko
Toa satriko foana
Ny ahita anao
Na dia
Tsy wlbizawi te halala ahy aza ianao
Na dia
Mila hifandona aza izaho tononkira.serasera.org sy ianao
Na dia
Tsy te hijery azrlfpqi ahy mihitsy aza ianao
Na dia
Sorena amiko aza ianao
Refrain : Tianao rhvmufp foana aho
Tianao
Tantiko foana izay anaovanao ahy
Satria tianao aho
Nijery ny fahalasananao
Mihtsy aho
Tao anaty fiara
Nalahelo mafy aho
Fa lasa ndray ianao
Hoe ! ahita anao aty alavitra taty aho
Ilay tsitononiko
Toa satriko foana
Ny ahita anao
Na dia
Tsy wlbizawi te halala ahy aza ianao
Na dia
Mila hifandona aza izaho tononkira.serasera.org sy ianao
Na dia
Tsy te hijery azrlfpqi ahy mihitsy aza ianao
Na dia
Sorena amiko aza ianao
Refrain : Tianao rhvmufp foana aho
Tianao
Tantiko foana izay anaovanao ahy
Satria tianao aho
Nijery ny fahalasananao
Mihtsy aho
Tao anaty fiara
Nalahelo mafy aho
Fa lasa ndray ianao
--------
Rohy:
