You are here: home > Tononkira > DAFAH

ADIN-TSAINA (DAFAH)

Adin-tsaina a ! a !
Adim-panahy a !
No hita foana
Manoloana
Vao mhiratra ianao (2x)
Adin-tsaina, adim-panahy (2x)
Dafah a !  Dafah a ! a !

Olana ihany
Olana hatrany
Indro mankany
Mankany
Olana ihany olana hatrany
Indro makany mankany (2x)
Dafa a ! Dafah a ! a !

Gaigy be Tsiky dia ampyity problem ity ry Dafah a !
Reveo milay fotsin e !
Hita fa problem ka mbola reveo milay fotsiny a !
Reveo milay fotsiny
Andeha amono tena aho fa aza sakanana
Zory ny lalana

Ai ; ia, ia
Ai ; ia, ia
Ai ; ia, ia
Ai ; ia, ia

(Zany mo aizy io a)

Ai ; ia, ia
Ai ; ia, ia
Ai ; ia, ia
Ai ; ia, ia

Mpihira : DAFAH
Mpamaky : 109
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : boranjok
Tamin'ny : 20/11/2021 12:40:48
ID : 13740

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo