TSY NOERITRERETIKO (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy noeritreretiko
Hoe ! ahita anao aty alavitra taty aho
Ilay tsitononiko
Toa satriko foana
Ny ahita anao
Na dia
Tsy te halala ahy aza ianao
Na dia
Mila hifandona aza izaho sy ianao
Na dia
Tsy te hijery ahy mihitsy aza ianao
Na dia
Sorena amiko ynmrbuz aza ianao
Refrain : tononkira.serasera.org Tianao foana aho
Tianao
bkwghs Tantiko foana izay anaovanao ahy
Satria tianao aho
Nijery ny fahalasananao
Mihtsy aho
Tao anaty btyzaoxk fiara
Nalahelo mafy aho
Fa lasa ndray ianao
Hoe ! ahita anao aty alavitra taty aho
Ilay tsitononiko
Toa satriko foana
Ny ahita anao
Na dia
Tsy te halala ahy aza ianao
Na dia
Mila hifandona aza izaho sy ianao
Na dia
Tsy te hijery ahy mihitsy aza ianao
Na dia
Sorena amiko ynmrbuz aza ianao
Refrain : tononkira.serasera.org Tianao foana aho
Tianao
bkwghs Tantiko foana izay anaovanao ahy
Satria tianao aho
Nijery ny fahalasananao
Mihtsy aho
Tao anaty btyzaoxk fiara
Nalahelo mafy aho
Fa lasa ndray ianao
--------
Link:
