Ampidiro aloha ny tenimiafina
MANAO AHOANA (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manao ahoana ianao Razandry
Ny ankizy efa miandry
Hiarak’ilalao indray
Eo an-tokontany be
Fa sitrana hono ialahy
Mafy letsy iny
Gravy letsy iny
Nefa ho a ! sitrana tononkira.serasera.org tsara ialahy
Ialalao kanety
Hinana voatsinefy
Hiaraka hifety
ztnftw Eny ambony sarety
Anao rahosijamba
Eo ambony kianja
Dia hifaly havanja
Hanao gccupn kilanja
omzxnz
Ny ankizy efa miandry
Hiarak’ilalao indray
Eo an-tokontany be
Fa sitrana hono ialahy
Mafy letsy iny
Gravy letsy iny
Nefa ho a ! sitrana tononkira.serasera.org tsara ialahy
Ialalao kanety
Hinana voatsinefy
Hiaraka hifety
ztnftw Eny ambony sarety
Anao rahosijamba
Eo ambony kianja
Dia hifaly havanja
Hanao gccupn kilanja
omzxnz
--------
Lien:
