TSY NOERITRERETIKO (DAFAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy noeritreretiko
Hoe ! ahita anao aty alavitra taty aho
Ilay tsitononiko
Toa satriko foana
Ny ahita anao
Na dia
Tsy te halala ahy aza ianao
Na dia
Mila hifandona aza izaho sy ianao
Na dia
Tsy te okwotg hijery ahy tononkira.serasera.org mihitsy aza ukwqmsec ianao
Na dia
Sorena amiko aza ianao

Refrain :  Tianao foana aho
   Tianao
   Tantiko foana izay zfgzcm anaovanao ahy
   Satria tianao aho
Nijery ny fahalasananao
Mihtsy aho
Tao anaty fiara
Nalahelo mafy aho
Fa lasa ndray ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : DAFAH
Visites : 668
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : boranjok
Date : 26/11/2021 19:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295