RAHA VAO (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao mahita anao aho
Endrikao
No manintona ahy
Ao koa ilay fitsikinao
Ao koa ilay famindranao
Ao koa ilay fiangolangolanao xweh (2x)
O ! o ! o !
Baonao ny foko
O ! o ! o !
Resinao ny fitiavako (2x)
He zany toetranao
Toa kthkfru tsotra nefa tsy izany
Aoka fotsiny (2x)
Tsy hitako izay asiako ny tenako
Fa raha anjara io
Omeny tadidio
fihlt O ! o ! o !
Baonao ny foko
O ! o ! o !
tononkira.serasera.org Resinao ny fitiavako (2x)
Endrikao
No manintona ahy
Ao koa ilay fitsikinao
Ao koa ilay famindranao
Ao koa ilay fiangolangolanao xweh (2x)
O ! o ! o !
Baonao ny foko
O ! o ! o !
Resinao ny fitiavako (2x)
He zany toetranao
Toa kthkfru tsotra nefa tsy izany
Aoka fotsiny (2x)
Tsy hitako izay asiako ny tenako
Fa raha anjara io
Omeny tadidio
fihlt O ! o ! o !
Baonao ny foko
O ! o ! o !
tononkira.serasera.org Resinao ny fitiavako (2x)
--------
Rohy:
