RAHA VAO (DAFAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao mahita anao aho
Endrikao
No manintona ahy
Ao koa ilay fitsikinao
Ao wwkfa koa tononkira.serasera.org ilay famindranao
Ao koa ilay fiangolangolanao (2x)

O ! o ! o eqdtyar !
Baonao qfdzy ny foko
O ! o ! o !
Resinao ny fitiavako (2x)

He zany toetranao
Toa tsotra nefa tsy izany
Aoka fotsiny (2x)
Tsy hitako izay asiako ny tenako
Fa raha anjara io
Omeny tadidio

O ! o ! o !
Baonao ny foko
O ! o ! o !
Resinao ny fitiavako (2x)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : DAFAH
Hits : 679
Likes : 0 Like
Created by : boranjok
Date : 20/11/2021 13:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0638