Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAHA VAO (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao mahita anao aho
Endrikao
No manintona ahy
Ao koa ilay fitsikinao
Ao koa ilay famindranao
Ao koa ilay fiangolangolanao (2x)
O ! o ! o !
Baonao ny foko
O ! o ! o !
Resinao ny fitiavako (2x)
He phfbc zany toetranao
Toa tsotra nefa tsy izany
Aoka fotsiny (2x)
Tsy hitako izay asiako cetczne ny tenako
Fa raha anjara io
Omeny tadidio
O ! o ! o !
Baonao ny foko
O ! o rdaikn ! o !
Resinao tononkira.serasera.org ny fitiavako (2x)
Endrikao
No manintona ahy
Ao koa ilay fitsikinao
Ao koa ilay famindranao
Ao koa ilay fiangolangolanao (2x)
O ! o ! o !
Baonao ny foko
O ! o ! o !
Resinao ny fitiavako (2x)
He phfbc zany toetranao
Toa tsotra nefa tsy izany
Aoka fotsiny (2x)
Tsy hitako izay asiako cetczne ny tenako
Fa raha anjara io
Omeny tadidio
O ! o ! o !
Baonao ny foko
O ! o rdaikn ! o !
Resinao tononkira.serasera.org ny fitiavako (2x)
--------
Lien:
