IANAO ILAY ZAZAVAVY (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay gduyfb zazavavy otslfq tsara fanahy
no nanavotra ahy tsy nanana ahiahy
nomenao ihany ko ilay fitiavanao aho
misaotra plxc tononkira.serasera.org indrindra ahky
malala ô !
refrain: Ianao dia ampy ho ahy
tsy hampirafy anao aho
f'aza manana ahiahy
olon-tiako
tena tiako ianao
ts'isy n'iza n'iza andrombak'izany
aza matahotra ianao
fa ianao ihany
no nanavotra ahy tsy nanana ahiahy
nomenao ihany ko ilay fitiavanao aho
misaotra plxc tononkira.serasera.org indrindra ahky
malala ô !
refrain: Ianao dia ampy ho ahy
tsy hampirafy anao aho
f'aza manana ahiahy
olon-tiako
tena tiako ianao
ts'isy n'iza n'iza andrombak'izany
aza matahotra ianao
fa ianao ihany
--------
Lien:
