IANAO ILAY ZAZAVAVY (DAFAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
oneeltz tononkira.serasera.org Ianao ilay zazavavy tsara tnhssxrn fanahy
no nanavotra ahy tsy nanana ahiahy
nomenao ihany ko ilay fitiavanao aho
misaotra indrindra ahky
malala ô !

refrain: Ianao dia ampy ho ahy
tsy hampirafy anao aho
f'aza cbly manana ahiahy

olon-tiako
tena tiako ianao
ts'isy n'iza n'iza andrombak'izany
aza matahotra ianao
fa ianao ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : DAFAH
Hits : 874
Likes : 0 Like
Created by : boranjok
Date : 30/11/2021 23:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0563