IANAO ILAY ZAZAVAVY (DAFAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ptmup ilay zazavavy tsara fanahy
no nanavotra ahy kesotwn tsy nanana ahiahy
nomenao ihany ko ilay fitiavanao aho
misaotra indrindra ahky
malala ô !
refrain: pore Ianao dia ampy ho ahy
tsy hampirafy anao aho
f'aza manana tononkira.serasera.org ahiahy
olon-tiako
tena tiako ianao
ts'isy n'iza n'iza andrombak'izany
aza matahotra ianao
fa ianao ihany
no nanavotra ahy kesotwn tsy nanana ahiahy
nomenao ihany ko ilay fitiavanao aho
misaotra indrindra ahky
malala ô !
refrain: pore Ianao dia ampy ho ahy
tsy hampirafy anao aho
f'aza manana tononkira.serasera.org ahiahy
olon-tiako
tena tiako ianao
ts'isy n'iza n'iza andrombak'izany
aza matahotra ianao
fa ianao ihany
--------
Lien:
