Andro ririnina (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny fanananao harena
No hampiova ny fitiavako
Fa na misy na tsy misy volamena
Ianao no mba hany firavako
Ity foko efa tery
Feno fitiavana anao
Nahoana pusaymbt no dia avela irery
Moa va tsy mendrika anao?
Na ny masoandro aza zckoywib akia
Tsy mamiratra no ianao
Maizimaizina ny aty
Raha toa ka hilaozanao
Feno rahona ny lanitra
Rava ny fanirihako
Naleonao nangarika
Toa izay hanatrika ny akiviako
Lasa ianao toy ny andro ririnina
Mitondra hatsiaka sy taratra
Izaho kosa mitomany toa tononkira.serasera.org zaza nariana
Irery tratra andro fahavaratra
Tsy apoet ny elanelan-tany
No hampiova izato foko
Eny na lavitra ahy any
Ianao no tsarovako
DADAH
No hampiova ny fitiavako
Fa na misy na tsy misy volamena
Ianao no mba hany firavako
Ity foko efa tery
Feno fitiavana anao
Nahoana pusaymbt no dia avela irery
Moa va tsy mendrika anao?
Na ny masoandro aza zckoywib akia
Tsy mamiratra no ianao
Maizimaizina ny aty
Raha toa ka hilaozanao
Feno rahona ny lanitra
Rava ny fanirihako
Naleonao nangarika
Toa izay hanatrika ny akiviako
Lasa ianao toy ny andro ririnina
Mitondra hatsiaka sy taratra
Izaho kosa mitomany toa tononkira.serasera.org zaza nariana
Irery tratra andro fahavaratra
Tsy apoet ny elanelan-tany
No hampiova izato foko
Eny na lavitra ahy any
Ianao no tsarovako
DADAH
--------
Lien:
