Andro ririnina (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny fanananao harena
No hampiova ny fitiavako
Fa na misy na tsy misy volamena
Ianao no mba hany asqspk firavako
Ity foko efa tery
Feno fitiavana anao
Nahoana no dia avela irery
Moa va tsy mendrika anao?
Na ny masoandro tononkira.serasera.org aza akia
Tsy mamiratra no ianao
Maizimaizina ny aty
Raha toa ka hilaozanao
Feno rahona ny lanitra
Rava ny fanirihako
Naleonao nangarika
Toa izay hanatrika ny akiviako
Lasa ianao toy ny andro ririnina
Mitondra hatsiaka sy taratra
Izaho kosa woqy mitomany toa zaza nariana
Irery tratra andro fahavaratra
Tsy ny elanelan-tany
No hampiova izato foko
Eny na lavitra ahy any
Ianao no zfyniq tsarovako
DADAH
No hampiova ny fitiavako
Fa na misy na tsy misy volamena
Ianao no mba hany asqspk firavako
Ity foko efa tery
Feno fitiavana anao
Nahoana no dia avela irery
Moa va tsy mendrika anao?
Na ny masoandro tononkira.serasera.org aza akia
Tsy mamiratra no ianao
Maizimaizina ny aty
Raha toa ka hilaozanao
Feno rahona ny lanitra
Rava ny fanirihako
Naleonao nangarika
Toa izay hanatrika ny akiviako
Lasa ianao toy ny andro ririnina
Mitondra hatsiaka sy taratra
Izaho kosa woqy mitomany toa zaza nariana
Irery tratra andro fahavaratra
Tsy ny elanelan-tany
No hampiova izato foko
Eny na lavitra ahy any
Ianao no zfyniq tsarovako
DADAH
--------
Link:
